Dikan'ny teny : fandroso

Hampiditra dikany vaovao
1 (roso) a.: Fomba entina mandroso; mandeha eo aloha; manolotra zavatra ho an'olona, izay apetraka eo anoloany: Tsy toy izao no fandroso sakafo ho an'ny uahiny, ry Bozy a! Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel