Dikan'ny teny : fandroritana

Hampiditra dikany vaovao
1 (roritra) a.: Fanintonana, fitarihana: Tsy nisy nahita ny fandroritany azy tamin'ny sandriny. ~ Fanenjanana: Samy nanao izay afany ny an-daniny sy an-kilany tamin'ny fandroritana ny tady. 1 Fanalavana, fanitarana: Tsy tsara ny fandroritana ny teny rehefa miady hevitra. ~ Famivitana: Fanaon'ny mpampianatra ny fandroritana ny sofin'ny mpianatra raha maditra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel