Dikan'ny teny : fandrorana

Hampiditra dikany vaovao
1 (rora) a.: Fanipazana mira: Tavy fandrorana. 1 Ho.: Fanebahana, fanaovana tsinontsinona, fanazimbana, famotsifotsiana: Tana fandrorana ahy mihitsy ny nafitsony. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel