Dikan'ny teny : fandrokidrokiana

Hampiditra dikany vaovao
1 (roky) a.: Fanambatambazana mba hahazoana tombontsoa; famalifaliana mba hanambakana; fanolikolena, fanoiikojena, fanangolena: Tsy naharitra ny fandrokidrokian'ny sakaizany izy ka niala tamin' ny raharahany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel