Dikan'ny teny : fandrobona

Hampiditra dikany vaovao
1 na Fanorobona (robona) a.: Toetra na fomban'ny zavamaniry mandrobona na maniry tsara miroborobo: Mahafaly ny mpamboly ny mahita ny fandrobon'ny voliny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel