Dikan'ny teny : fandrobohana

Hampiditra dikany vaovao
1 (roboka) a.: Fanatsobohana, fanasaikana ao anaty rano: Toy izao no fandrobohana ny siny ao anaty rano. ? Fambosiana, Mao-mana, fanambatambazana hanao zavatra: Mitandrema tsara fa fondrobohana onao fotsiny izany teny mamy ataony izany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel