Dikan'ny teny : fandringana

Hampiditra dikany vaovao
1 (ringa) a.: Fandehanana na fipetrahana mitongilana, tsy marina mahitsy tsara. Ahitsio
2 (ringana) a.: Fomba entina mandringana, mandripaka, mamono hatramin' ny farany, manimba tanteraka. 1 p. t.: Azo aringana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel