Dikan'ny teny : fandringàna
Hampiditra dikany hafa
1.
(ringa) a.: Fandehanana na fipetrahana mitongilana, tsy marina mahitsy tsara.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
Fandringana (ringana) a.: Fomba entina mandringana, mandripaka, mamono hatramin' ny farany, manimba tanteraka. 1 p. t.: Azo aringana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha