Dikan'ny teny : fandrika

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Zavatra atao hisamborana biby, indrindra ny vorona: Fandri-boalauo. • H.o.: Fitaka atao hamelezana ny hafa. / Fitanana mialoha. 1 t.t.f.: Fandrihana, afandrika, voafandrika ( mamandrika, famandrika, mpamandrika / amandrihana, famandrihana ( mahafandrika. - F.-p.: Mamela-pandrika: manangana fandrika hahazoana biby. / Fandri-borera: fandrika tsara afina. /Fandriborovoro: fandri-borona misy tady kely izay isavorovoroan'ny vorona ka ahafahana misambotra azy mora foana. / Fandri-daoareny: fandrika maro mitandahatra, / Fandrika andanitra: fandrika mihantona ambony tahaka ny tranon-kala. / Fandrika ratarata: fandrika ratsy toerana. / Fandrl-totofana, na fandrimitoto-bozaka: fandrikamiafinafina, famitahana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel