Dikan'ny teny : fandrihana

Hampiditra dikany vaovao
1 (fandrika) mtih. (fandriho): Samborina amin' ny fandrika, amin'ny zavatra amboarirra mba hahazoana am-pitaka: Nofandrihana no nahazoana io vorona io. 1 Tanana mialoha amin'ny vo-la: Tsy azonao amidy intsony ireto vary ireto fa efa nofandrihako. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel