Dikan'ny teny : fandribaratra

Hampiditra dikany hafa
a: Vy lavalava marani-doha izay atao eo ambonin'ny tafontrano ary mifandray amin'ny tany amin'ny alalan'ny tariby, mba hiarovana ny trano amin'ny varatra: Olo-mahay amerikanina, atao hoe Franklin, no nahita voalohany ny fampiasana ny fandribaratra. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0472