Dikan'ny teny : fandriana

Hampiditra dikany hafa
(andry) a.: Anarana enti-milaza izay rehetra ampiasaina hatao fatoriana, na tsihy izany na kidoro na farafara. ? Fandria-malemY lafika: fanangolena, fanolikolena, fanojikojena. / Fandriamila tonony: filàna ady, filàna akisa. f Fandriam-dompy: mpanafin-kalatra. * Ohob.: Aiza no dia ho anao avokoa ny aalala manatody sy ny fandria-maroina?: Tsy ho azonao atao ny hitetika hahazo zava-tsoa roa mifanipaka fa tsy maintsy iraY afoinao (Raha tafandry antanàna ny valala, ny valala manatody dia miainga vao maraina, ka izay ta hahazo azy tsy maintsy mamoy ny fandriana maraina). Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0902