Dikan'ny teny : fandresena

Hampiditra dikany vaovao
1 (resy) a.:Fahombiazan'izaY mahery, izay mataniaka: Nidera ny fandresen'ny tafika ny vahoaka. Izy no nahazo ny fandresena tamin'ny hazakazaka. 1 Fanoherana: Tsy mora ny fandresena ny kilema. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel