Dikan'ny teny : fandrenesana

Hampiditra dikany vaovao
1 (re) a.: Fahafantarana feo. • Fahazoan'ny olombelona mifandraY amin' ny zavatra manodidina azY ka ahafantarany ny momba ny tsirony, ny fofony, ny feony sy ny hamafiny: Misy efatra ny fandrenesana ka ireto avy ny organina aminy: ny tala, ny orona, ny sofina, ny hoditra amin'ny tena manontolo, fa indrindra ny ta-nana. ¶ M.h.: Varavaran-tsaina. (Marihina fa ny fahitana dia tsy mba voafaoka ho anisan'ny fandrenesana). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel