Dikan'ny teny : fandrendrehana

Hampiditra dikany hafa
(rendrika) a.: Fandatsahana ao anaty rano mba tsy ho afa-mipoitra intsony, fandentehana: Tsy zauatra mora ahory ny fandrendrehana sambo iray, • Fanempoana: Orinasa lehibe ny fandrendrehana akoramby mba hahazoana vy, • Fampiokoana, fampikomiana: Sazy lehibe no anafaizana izay tratra manoo fandrendreham-bahoaka. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0893