Dikan'ny teny : fandrebirebena

Hampiditra dikany vaovao
1 (rebireby) a,: Fitarihana hivilivily lalana, fanadalana: Misy mitaona anao hiasa fa hahazo vola be, hono, ianao: fandrebirebena anao tsy hianatra tsara izany, 1 Fanolikolena, famitahana amin'ny hevitra manodoka: Mampanantena paradiso eto an-tany ireo olona ireo; aza mina izany fa fandrebirebena fotsiny izany, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel