Dikan'ny teny : fandraribola

Hampiditra dikany vaovao
1 na Fandrirobola na Fandroribola a.: Kilalao ahitana ankizy mizara roa mifanao an-kilany sy an-daniny ka mifandrirotra tady lava iray; izay an-daniny tsy mahatohitra fa manaraka ny an-kilany no resy, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel