Dikan'ny teny : fandrarahana

Hampiditra dikany vaovao
1 (raraka) a: Fampitobahana, fanabosasahana: Fandrarahana rano eran'ny trano, 1 Fanasiana, fandrotsahana: Fandrarahana votai-taira amin'ny laoka. • Fanariana: Fadio ny fandrarahana ilo mby an-doha. 1 Fandefana fofona mana tonetona: Tsy zakako ny fandrarahan' io uoninkazo io fofona mandritra ny alina, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel