Dikan'ny teny : fandrana

Hampiditra dikany hafa
1. a.: Hoditry ny hazo fandrana izay endahana ka atao lakan-drano hitarihana ny rano mba hampita hady. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2. (Btm) a.: Karazankazo hafa kely fa ny voany sy ny raviny sahala amin'ny an'ny mananasy. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0068