Dikan'ny teny : fandraka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fiasana fandrafetana na fanefena, izay andoahana na anaovana lalatra kely amin'ny hazo na amin'ny vy: Ento aty ny fandraka handoahako ity hazo - t.i.f.: Fandrahana, afandraka, voafandraka ( mamàndraka, famandraka, mpamandraka / amandrahana, famandrahana / mifandraka, fifandraka, mifamandraka. - F,-p,: Fandrabavy: fandraka izay lehibe ny lelany, / Fandradahy: fandraka izay kely na etiety ny lelany. / Ahitsio
2 tohanam-piuely: enti-milaza izay rehetra tsy mahavita tena fa atoron'ny hafa. Ahitsio
3 a.: Hahiazana izaitsizy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel