Dikan'ny teny : fandraisana

Hampiditra dikany vaovao
1 (ray) a: Fanantazana: Fahadisoana ny fan. draisana baolina amin'ny la-lao baolina kitra. ~ Fanekena izay omena: Tokony hofadina ny fandraiaana tsolotra ? Fihinanana, fisotroana: Tsy tsara ny fandraisana zauo-pisotro mahamamo matetika na dia kely foana tua. ~ Fitsenana, fampiantranoana: Nafonafana izay fondraisan'ny fokontaninay ny lehibe izayl ? Fanokanana: Amin'ny Alahady heriny no fandraisana ilay Mpitandrina vaouao hiaso eto amintaika. ~ Fahazoana an-tanana: Isaky ny faharoapolon'ny volana no fandraisanay karoma. 1 (fiv.prot.) Fihinanana mofo sy divay ho fahataiarovana ny nataon'i Kristy talohan' ny nahafateaany isaky ny alahady voalohan'ny volana. - F.-p.: Fandraisan-tanana: fiarahabana, vola kely atolotra ny olona vao tonga avy lavitra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel