Dikan'ny teny : fandrahana
Hampiditra dikany hafa
1.
(fandraka) mt.ih. (fandraho): Loahana, asiana ambaviny: Fandraho ity hazo ital. 1 H.o.: a) Resena lahatra, anaovana po-tandroka: Nofandrahako ny anao lahy ka resy lahatra; b) Hafainganina, ampandrosoina (raharaha): Nofandrahan'i Dada ny adindry Rakoto ka vita tsara.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
(rahana) a: Fomba entina mandrahana, mampangotraka.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
3.
(Btm) maravo.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha