Dikan'ny teny : fandozoka
Hampiditra dikany hafa
(lozoka) a.: Fomba entina mandozoka, na mametaka lozoka (vatan-kakazo misy loaka maromaro izay ampidirana hazo boribory miteivalana mba hisakanana ny omby tsy hivoaka).
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha