Dikan'ny teny : fandotsoana
Hampiditra dikany hafa
(lotso) a: Fisian' ny nono betsaka tonga amin' ny nonon'ny vehivavy vao tera-bao. ? Izay rehetra omena ny vehivavy vao tera-bao mba hampandeha be ny nonony.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha