Dikan'ny teny : fandonana

Hampiditra dikany hafa
(dona) a: Fanapehana, fanapohana: Mafy loatra ny fandonany ny uarauarana ka taitra niantsambotra aho. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0564