Dikan'ny teny : fandimbasana
Hampiditra dikany hafa
(dimby) a,: Fitanana ny toerana sy fanohizana ny asan'ny teo aloha; fanoloana: Sarotra ny fandimbasana ny olona mahay teo aloha.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha