Dikan'ny teny : fandikana

Hampiditra dikany hafa
(dika) a.: Fihoarana avy ambony, fiseranana na fivikinana eo anoloana na eo ambony: Tsy fanao na oviana na ouiana ny fandikana olon-dehibe matory amin'ny tan y. 1 Tsy fanarahan-dalàna: Mahavoasazy ny fandikana ny didy aman-dalàna. 1 Fakan-tahaka: Tsy nanao afa-tsy fandikana ny entimodin'ny namanao ianao. 1 Famadihana amin'ny f?tenim-pirenen-kafa: Sarotra ny fandikana ny hain-teny malagasy amin'ny teny frantsay. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1357