Dikan'ny teny : fandesohana

Hampiditra dikany hafa
(lesoka) a.: Fanasiana pepo, fandemponana, ? Faniniana, famasohana, fanomezan-tsiny: Fandesohana ny asako foana no ataonao. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0637