Dikan'ny teny : fandehanana

Hampiditra dikany hafa
(leha) a.: Famindrana, fizorana: Ny momba ny fandehanan'ny antokontafika no foto-dresaka tao amin'ny Filan-kevi-panjakana. 1 Dia, fivahinianana: Mahafinaritra ny ankizy kokoa ny fandehanana amin'ny masinina noho ny amin'ny fiarakodia. / Fialana, fiaingana: Mifohaza maraina fa amin' ny 6 ora no fandehanan'ny masinina. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0703