Dikan'ny teny : fandeha

Hampiditra dikany hafa
(leha) a.: Fomban'ny olona rehefa mandeha, famindra: Mianjonanjom-pandeha erY iny tououavy iny. 1 1 Dia: Adanodano ny fandehanao. 1 Fizotra, toetra, fandroso: Manao ahoana ny fandehan'ny uarotrareo izaor 1 Fihetsehan'ny milina ao anatin'ny masinilra iray ara-dalaina: Miadan-kely izany fandehan'ny famantaranandronareo izany. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1148