Dikan'ny teny : fandavana
Hampiditra dikany hafa
(la) a.: Filazana fa tsy marina: Tsy mampaninona ahy ny fandavanao ny hevitro fa ny hevitra moa samy manana ny azy. 1 Tsy fanekena: Avelanao hitsangantsangana ue izahaYf — Tsy misy fandauana e. 1 Fitsipahana zavatra iray tzar lazaina fa diso: Ny fandauan'ny olona ny fisian'Andriamanitro no mampanaram-po azy, 1 Filazana ampahlbemaso fa tsy mankasitraka: Angatahina amin'ny olona atao batemy na batisa ny fandavany an 'i Satana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha