Dikan'ny teny : fandatsahana

Hampiditra dikany hafa
(latsaka) a: Fametrahana sy fandrafetana (biriky, vato): Mita fahaizana ny fandatsahana biriky hanaovan-trano, 1 Fampirotsahana (orana): Sao dia misy mahay fandatsahana orana aminareo, ry zalahy, fa tsy anerany ity hain-tany! / Fampidirana: Rahampitso no fandatsahana ankizy hianatra. / Fanatodizana: Saika matetika amin'ny maraina tahaka izao no fandatsahan'Ikalamavo, / Fampihenam-bidy: Mba mangataka fandatsaham-bidy re, fa aza dia mitokozihitra tahaka 1-zao. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0072