Dikan'ny teny : fandalorana

Hampiditra dikany hafa
(lalotra) a.: Fanosorana feta amin'ny rindrina mba halama tsara tsy hisy marokoroko : Tsy izay rehetra ta handalotra akory dia mahay, fa mita fahaizana manokana ny fandalorana. 1 Fiasana entina mandalotra: Andeha mividy fandalorana, rankizy, fa handalotra isika rahampitso. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0552