Dikan'ny teny : fandala

Hampiditra dikany hafa
(tala) a.: Fomba entina mandala. / p.t.: Tokony hokarakaraina, hotandremana, hotandrovina: Fandala toy ny vola aman-karena ny firaisan-kina. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0767