Dikan'ny teny : fandakana

Hampiditra dikany hafa
(daka) a.: Famelezana amin'ny tongotra: Fandakana baolina. 1 Ho,: Fitsipahana, izay matetika mariky ny tsy fitiavana ombampaniratsirana: Fandakana ray aman-dreny izany fihetsika izany. / Fanoherana: Fandakana miharihary ny hevitro izany teninao izany. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1123