Dikan'ny teny : fandaingana
Hampiditra dikany hafa
(lainga) a.: Tsy filazana ny marina mba hammitahana olona: Zava-dratsy ny fandaingana fa hoy ny Ntaolo : Aleo mifanena amin'ny mpamosauy toy izay mifanena amin'ny mpandainga. / Fahadisoan'ny mizana izay mahatonga azy hilaza lanja ratsy: Tsy anerany izany fandaingan'ity mizananao. • Bay lempona kely eo amin'ny takolaka ambanimbany izay bita miseho tsara rehefa mitsiky.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha