Dikan'ny teny : fandaharana

Hampiditra dikany hafa
(lahatra) a.: Fametrahana olona na zavatra mahitsy tomandavana : lanao no mikarakara ny fandaharana ny mpianatra. • Fandaminana: Aorian'ny fiarahabana dia fanolorana ny saotra no hataontsika, araka ny fandaharana 1 Fanaovana kabary na lahateny: Tsy azoazoko ny fandaharandRangahy io teny fa toa ny efa voalaza ihany no averimberin y. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.258