Dikan'ny teny : fanazimbana
Hampiditra dikany hafa
(zimba) a: Fanaovana tsinontsinona, fanivaivana, fanebahana: Lotika aho nahita ny fanazimbana ny torohevitra nomeko azy. 1 Faniratairana, fanevatevana: Fanazimbana zava-masina izao ataonao izao.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha