Dikan'ny teny : fanavatsavana

Hampiditra dikany hafa
(tsauatsava) a.: Tsy fandehanana amin'ny tena lalana fa manapatapaka manao hitsin-dalan hatraiza hatraiza; fandehanana amin' ny toerana tsy misy sori-dalana masaka. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0993