Dikan'ny teny : fanavaozana
Hampiditra dikany hafa
(vao) o.: Fanoloana hala : Isaky ny efatra na dimy tanna no fanovaozana ny fitaovam-pambolena. 1 Fanamboarana ho tonga tahaka ny vaovao : Fanavaozana fiarakodia mihitsy raha it9 trano fanamboarana 1 Famerenana indray, fanindraozana : Raho tianao, dia hanao fanavaozana ny fifanekentsika isika izao. / Fanavaozana ny toky nomena tamin'ny batemy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha