Dikan'ny teny : fanatsingatorana
Hampiditra dikany hafa
(taingatotra) a: Famotrahana (olona na zavatra) ka miainga ny ilany vao mianjera; fandavoana (zavatra) ka mitsingadina mankany an-damosina ny fidabony.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha