Dikan'ny teny : fanatsihana

Hampiditra dikany hafa
1. (hatsika) a. : Fiantsoana amin'ny fihetsiky ny loha na ny tanana; famahanana, famaikana ny fembasy. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2. (tsika) a : Fanatantavanana, fampanorihana tsikelikely avy ao anaty zavatra mba hanala ny faikany; fanamainana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.173