Dikan'ny teny : fanatsatsoana
Hampiditra dikany hafa
(tsatso) a Fampihenana tsiro; fanampohan-drano; fandefena; fanaratsiana : Henoko ihany ny fanatsatsoanareo ny zauatra uitanay.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha