Dikan'ny teny : fanatrotrongy

Hampiditra dikany vaovao
1 (trotrongy) a : Fomba entina manatrotrongy, mandavo na manosika olona eo anoloana ka mitehika amin'ny tany ny lohany. + p.t. : Azo atrotrongy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel