Dikan'ny teny : fanatantavanana
Hampiditra dikany hafa
(tantavana) a. : Fampandalovana rano na zavatra hafa amin' ny tantavana na amin'ny lamba mba hampahadio azy na hanala ny faikany aminy,
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha