Dikan'ny teny : fanasarana
Hampiditra dikany hafa
1.
(sara) a, : Fandoavana sarany (hofan-javatra tsy maharitra, miserana).
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
(sasatra) a. : Famizanana; fanelingelenana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha