Dikan'ny teny : fanasabodehana

Hampiditra dikany hafa
(sabodika) a: Fampifangaroana na fampifandisoana ny teny na ny zavatra atao; fanodinkodinana amin' ny teny na amin' ny fanaovan-iavatra mba hampifamadika amin'izay tena izY sy marina. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0069