Dikan'ny teny : fanapoirana
Hampiditra dikany hafa
(poitra) a. : Fanaovana izay hisehoana, hitrangana : Sarotra ny fanapoirano io fantsika io satria tafalentiko lalina ilay izy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha