Dikan'ny teny : fanapindy
Hampiditra dikany hafa
(pindy) a. : Fomba entina manatsipindy, maniely amin'ny fanondro izay aforitra eo amin' ny ankibe ka atsotra tampoka sy mafy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha