Dikan'ny teny : fanangana

Hampiditra dikany hafa
1. Fanangany a.:Nofon-ken malemy voahodidina taolana ao amin'ny soroky ny omby, Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2. (tsangana) a Fomba entina manangana. - p.t. : Azo atsangana :Tay fanangana ny zozo maditra toy ireny. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0101